Hankany amin'ny vontoatiny

Marovoay Banlieue

Avy amin'i Wikipedia

16°08′S 46°39′E / 16.133°S 46.650°E / -16.133; 46.650

Marovoay Banlieue
Velarantany412 km2
Isan'ny mponina9 000
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Madagasikara
FanjakanaNC
FaritanyMahajanga
FaritraBoeny
Tanàna mifanolo-bodirindrinaNC

I Marovoay Banlieue dia kaominina malagasy ao amin'ny distrikan'i Marovoay, Faritra Boeny.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Any amin’ny 100 km miala an’i Mahajanga renivohitra no misy ity kaominina ity. Izy io dia mandrakotra ny vohitra (fokontany) manodidina an'i Marovoay ary ahitana ny tanànan'Ambalabongo, Ambovokatrakatraka, Ambohibary, Andakalaka, Anosikobondro, Ambanjabe, Ambatobe, Mahatsinjo, Marosakoa, Maromiandra, Miadana ary Lakovola.

Ny reniranon’i Betsiboka no lehibe indrindra amin’ity kaominina ity sy ny reniranon’Andranolava.

Ny lalam-pirenena faha-4 dia miampita avaratry ity kaominina ity. Eo ihany koa ny Lalam-pirenena faha-8b miampita ny kaominina fa tena ratsy ny fiarovana.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]