Anjobony

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

I Anjombony dia renirano lehibe eto Madagasikara, ao amin'ny faritra misy ny Tsimihety, izay renirano manompo ny ony Sofia avy ao ankavia. Manompo azy avy ao akavanana i Mampaneva sy i Manakoa; avy ao ankavia i Ampasimbe, i Seranana, i Lovialampy, i Marovato ary i Bemarivo.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]