Hankany amin'ny vontoatiny

Faritra Sofia

Avy amin'i Wikipedia
Faritra Sofia
-
Fianarana no lova tsara
Firenena Madagasikara
FaritanyMahajanga
Renivohi-paritraAntsohihy
Distrika7
Lehiben'ny faritraTsy fantatra
Fianarana no lova tsara
Velarantany52 504 km2
Isa-mponina 940 800 mpo.
Hakitroky ny mponina 17,92 mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany14,52 47 Atsimo
Laharan-jarahasina47.59 15 Antsinana

Ny Faritra Sofia dia faritra any avaratra-andrefana amin' i Madagasikara ao anatin' ny faritanin' i Mahajanga, mizara sisintany amin' ny faritra Boeny amin' ny tapany andrefana, avatra mizara amin' ny faritra Diana ary atsinana dia mizara amin' ny faritra Alaotra-Mangoro. Ny renivohitr' io faritra io dia Antsohihy, misy mponina miisa 940 800 tamin' ny taona 2004, ary mirefy 52 504 km2 ny velarany. Misy distrika 7 ary manana kaominina 108 izy.

Ny renirano antsoina hoe Sofia (ony) ao amin'io faritra io no nanome azy ny anarany.

Jeôgrafia

[hanova | hanova ny fango]

Ny faritra Sofia dia valahan' ny sahan-drano avaratra-andrefana sy ny afovoantan' i Madagasikara. Manana velarana mirefy 52 504 km2 ary mponina 940 800 eo. Any amin' ny tapany atsimo-atsinanan' ny disitirikan' i Mandritsara dia tena ahitana orana matetika.

Tantarany

[hanova | hanova ny fango]

Faritra Sofia dia faritra ipetrahan' ireo foko tsimihety,

Fitsinjarana

[hanova | hanova ny fango]

Mitsinjara toy izao manaraka izao ny disitrika sy ny kaominina ao amin' ny faritra Sofia:

Toekarena

[hanova | hanova ny fango]

Ny ala sy ny harena voajanahary

[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Faritany sy faritra eto Madagasikara:

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.