Faritra Matsiatra Ambony
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Faritra Matsiatra Ambony dia faritra eto Madagasikara ao anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa.
Ny fitantanana[hanova | hanova ny fango]
Mizara ho distrika fito ny faritra
- Distrikan' Ambalavao
- Distrikan' Ambohimahasoa
- Distrikan' i Fianarantsoa
- Distrikan' Ikalamavony
- Distrikan' Isandra
- Distrikan' i Lalangina
- Distrikan' i Vohibato
Lova voajanahary[hanova | hanova ny fango]
Ireo valan-javaboahary ao amin'ny faritra:
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Faritany sy faritra eto Madagasikara: Faritanin' Antananarivo (Faritra Itasy - Analamanga - Bongolava - Vakinankaratra) - Faritanin' Antsiranana (Faritra Diana - Sava) - Faritanin' i Fianarantsoa (Faritra Atsimo-Atsinanana - Amoron' i Mania - Ihorombe - Matsiatra Ambony - Vatovavy-Fitovinany) - Faritanin' i Mahajanga (Faritra Boeny - Betsiboka - Melaky - Sofia) - Faritanin' i Toamasina (Faritra Alaotra-Mangoro - Analanjirofo - Atsinanana) - Faritanin' i Toliara (Faritra Atsimo-Andrefana - Anosy - Androy - Menabe)