Faritra Ihorombe

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny Faritra Ihorombe dia iray amin'ireo faritra 22 eto Madagasikara, ao amin'ny Faritanin'i Fianarantsoa no misy azy, ao atsimon'ny Nosy. Ihosy no renivohiny. Manana velarana de 26 391 km2 io faritra io. Ao amin'ny Faritra Ihorombe no misy ny tangoron-tendrombohitr'i Isalo. Midadasika ao koa ny platô Ihorombe ao andrefana. Ny tapany atsimon'ny tangoron-tanedrombohitra Andringitra koa dia ao anatin'ny tanin'Ihorombe.

Ireto ireo distrika telo ao amin'ny Fartra Ihorombe:

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Faritany eto Madagasikara[hanova | hanova ny fango]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.