Faritra Vakinankaratra
Faritra Vakinankaratra
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | ![]() | ||
Faritany | Antananarivo | ||
Renivohi-paritra | Antsirabe | ||
Distrika | Miisa 7 | ||
Lehiben'ny faritra | Andriamasimanana Samuel Bertin | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 16 599 km2 | ||
Isam-ponina | 1 803 307 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina | 108,64 mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | ----- | ||
Laharan-jarahasina | ----- | ||
Ny Faritra Vakinankaratra dia anisan' ny faritra roa ambin' ny roapolo an' i Madagasikara. Any atsimon' ny Faritanin'Antananarivo no misy azy, eo anivon' ny Nosy. Ny renivohiny dia Antsirabe.
Tantara[hanova | hanova ny fango]
Ny fanjakana Vakinankaratra, fantatra ohatra ny fanjakan' Andrantsay dia voaforon' Andrianony tamin' ny fanombohan' ny taonjato faha-17, Andrantsay dia andriana avy any Alasora, any atsimon' Antananarivo. Nandritry ny ela, ny fanjakan' Andrantsay dia any Fivavahana, any amin' ny faritanin' i Betafo. Ny anara-mponina nentiny tamin' izany fotoana izany dia "Betsileo", anarana ho entin' ny mifanila aminy any atsimo. Ny tampon-tanjaky ny Fanjakan' Andrantsay dia mety tany amin' ny taonjato faha-18 tany ho any. Ny fianjadiany dia nivelatra hatrany Menabe Sakalava, nihetsika noho ny fihetsehan' ny andriany ny mponina. Ny mpanjaka lehibe an' Andrantsay dia Andriamanalinarivo, teo an-tseza tamin' Andrianampoinimerina, miaraka amin' ny andriana Radama nanomboka ny ady tamin' ny fanombohan' ny taonjato faha-19. Hatrizay, ao amin' ny Fanjakana merina ny fanjakan' Andrantsay, ary Vakinankaratra no anarany vaovao. Isan' Imerina enin-toko izy nanomboka tamin' Andrianampoinimerina (1787-1810), ka ny fizaràna dimy hafa Avaradrano, i Vakinisisaony, i Marovatana, Ambodirano, ary i Vonizongo.
Tamin' ny andron' ny fanjanahantany, nafindra tany Antsirabe ny renilaka, lasa tanàna manan-danja fantatra amin' ny hatsiaka ny toe-taniny sy ny toetran' ny ranony.
Jeografia[hanova | hanova ny fango]
Ny faritra Vakinankaratra dia voazara kaominina 26 sy distrika enina :
- Distrikan'Ambatolampy
- Distrikan'Antanifotsy
- Distrikan'Antsirabe I
- Distrikan'Antsirabe II
- Distrikan'i Betafo
- Distrikan'i Faratsiho
- Distrikan'i Mandoto
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Faritany eto Madagasikara[hanova | hanova ny fango]
- Faritanin'Antananarivo
- Faritanin'Antsiranana
- Faritanin'i Fianarantsoa
- Faritanin'i Mahajanga
- Faritanin'i Toamasina
- Faritanin'i Toliara
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
- ((fr)) Sehatra ofisialy