Faritra Menabe
(tonga teto avy amin'ny Menabe)
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny faritry Menabe dia ao andrefan'i Madagasikara, tafiditra ao anatin'ny faritanin'i Toliara.
Jeografia[hanova | hanova ny fango]
Tombanana ho 390 800 ny mponina ao tamin'ny 2004, ary 46 121km2 kosa ny velarantany.
Ny fitantanana[hanova | hanova ny fango]
Misy distrika dimy ny faritra ary i Morondava no renivohitra.
- Distrikan'i Belo-Tsiribihina
- Distrikan'i Mahabo
- Distrikan'i Manja
- Distrikan'i Miandrivazo
- Distrikan'i Morondava
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Faritany eto Madagasikara[hanova | hanova ny fango]
- Faritanin'Antananarivo
- Faritanin'Antsiranana
- Faritanin'i Fianarantsoa
- Faritanin'i Mahajanga
- Faritanin'i Toamasina
- Faritanin'i Toliara