Faritra Ambatosoa
15°26′0″S 49°45′0″E / 15.43333°S 49.75000°E
Faritra Ambatosoa
| |||
| Fianarana no lova tsara | |||
| Firenena | |||
| Faritany | Toamasina | ||
| Renivohi-paritra | Maroantsetra | ||
| Distrika | 2 | ||
| Lehiben'ny faritra | Tsy fantatra | ||
| Fianarana no lova tsara | |||
| Velarantany | 11 196 km2 | ||
| Isa-mponina | 648 900 mpo. | ||
| Hakitroky ny mponina | 57,96 mpo/km2 | ||
| Fianarana no lova tsara | |||
| Laharam-pehintany | ----- | ||
| Laharan-jarahasina | ----- | ||

Ny faritra Ambatosoa dia faritra any atsinanana amin' i Madagasikara ao amin' ny faritanin' i Toamasina. Voazara ho distrika roa izy: Mananara Avaratra sy Maroantsetra[1]. Ahitana kaominina miisa 36 ity faritra ity[1]. Ny renivohi-paritra dia i Maroantsetra.[2][1] Ny isan' ny mponiny dia 551 066 tamin' ny taona 2023[3].
Eo amin' ny morontsiraka avaratra-atsinanan' i Madagasikara ny Faritra Ambatosoa ary mirefy 11 196 km2. Ireto faritra manaraka ireto no mamaritra azy: Faritra Sava ao avaratra sy Faritra Analanjirofo ao atsimo ary Faritra Sofia ao andrefana.
Jeôgrafia
[hanova | hanova ny fango]Ao atsinanany ny Ranomasimbe Indiana izay mahazo ny Helodranon' i Antongil[2]. Ny Lalam-pirenena faha-5 izay simba tanteraka no idirana ao amin' ilay faritra[4]: miainga avy ao Toamasina izany ary miafara any Maroantsetra, any amin' ny 394 km.
Ahitana distrika roa io faritra io, dia ny Distrikan' i Mananara-Avaratra sy ny Distrikan' i Maroantsetra[1].
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Loharano sy fanamarihana
[hanova | hanova ny fango]- 1 2 3 4 "Loi n° 2023-012 Archived Mey 18, 2024 at the Wayback Machine" [Arsiva], assemblee-nationale.mg, 29 juin 2023
- 1 2 "Découpage territorial - La création de la région Ambatosoa se précise" [Arsiva], L'Express de Madagascar
- ↑ Ministère de l'intérieur, "Décret n° 2024-582 Archived Novambra 13, 2024 at the Wayback Machine" [Arsiva] ceni-madagascar.mg, 14 mars 2024.
- ↑ "Route Nationale 5 is said to be the worst road of Madagascar" [Arsiva], www.dangerousroads.org
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Ambatosoa |
| ||||||||||||||||||