Faritra Sava
Faritra Sava
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | ![]() | ||
Faritany | Antsiranana | ||
Renivohi-paritra | Sambava | ||
Distrika | Sambava, Andapa, Vohemar, Antalaha | ||
Lehiben'ny faritra | Tsy fantatra | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 25 518 km2 | ||
Isam-ponina | 980 807 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina | 38,44 mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | ----- | ||
Laharan-jarahasina | ----- | ||
Ny faritra Sava dia faritra ao amin'ny faritanin' Antsiranana, any avaratr'i Madagasikara. Ny renivohiny dia Sambava. Ny faritany dia ao amin'ny amorontsiraka avaratra atsinanan'i Madagasikara. Izy io dia mizara sisintany amin'ny faritra Diana, any avaratra andrefana, ny Sofia any atsimo andrefana ary ny faritra Analanjirofo any atsimo. Ny isam-ponina dia 805 300 tamin'ny 2004 ary ny velarantany dia 25 518 km2.
Ny faritra Sava dia voazara distrika efatra : Sambava, Antalaha, Vohemar ary Andapa. Ny anaran'ny faritra dia avy amin'ny lohasoratr'ireo distrika ireo : Sambava, Antalaha, Vohemar ary Andapa. Ireo tanàna ireo dia milaza-tena ho « Renivohitry ny lavanila », satria io faritra io no tena mpamoaka lavanila indrindra eto an-tany.
Ireto avy ireo distrika ao amin'io faritra io: