Distrikan'i Sambava
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Distrikan'i Sambava dia distrika ao amin'ny Faritr'i Sava ao avaratr'i Madagasikara, ao amin'ny Faritanin'Antsiranana. Ahitana kaominina miisa 25 ny ao amin'io distrika io. Manana velarana mirefy 4 780 km2 izy.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Ireo distrika ao amin'ny Faritra Sava: