Faritanin' i Toliara

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Fisian'ny faritan'i Toliary (miloko maitso mazava)

Ny Faritanin' i Toliara dia anisan' ireo faritany enina eto Madagasikara. Izy no faritanin' i Madagasikara lehibe indrindra raha ny velarana no jerena; any amin' ny tapany atsimo-andrefan' ny nosy no misy azy; misy ny seranan-tsambo ao amin' ny lakandranon' i Mozambika.

Ny anarana hoe Toliara dia anarana ofisialin' ilay tanàna nanomboka tamin' ny fanagasiana tamin' ny taona 1970 tamin' ny fanagasiana ny anaran-tanàna nitondra anarana frantsay, ny anaran-tanàna fotsiny no tena niova fa ny anaran-dalana mitovy ihany. 936 km miala ao Antananarivo no misy ny renivohiny, dia ny tanànan' i Toliara. Tsy vondrom-paritra intsony ny faritany taorian' ny fanavaozana ny lalàm-panorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra.

Ny fizarany[hanova | hanova ny fango]

Toliara div.png

Toliara dia faritany iray ary mizara ho faritra 4 dia ireto avy :

Atsimo Andrefana[hanova | hanova ny fango]

Aoo amin' ny faritra Atsimo-Andrefana no misy ny renivohitry ny faritanin' i Toliary :

Androy[hanova | hanova ny fango]

Ny renivohitry ny faritra Androy dia Ambovombe

Anosy[hanova | hanova ny fango]

Ny renivohitry ny faritra Anosy dia i Taolagnaro na Taolanaro

Menabe[hanova | hanova ny fango]

Ny renivohitry ny faritra Menabe dia i Morondava

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Faritany eto Madagasikara:

Faritra ao amin' ny Faritanin' i Toliara

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.