Aller au contenu

Distrikan' i Betroka

Avy amin'i Wikipedia
Betroka
Velarantany NC
Isan'ny mponina 210 071
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Madagasikara
Fanjakana NC
Faritany Toliara
Tanàna mifanolo-bodirindrina NC
Distrikan' i Betroka

Ny Distrikan' i Betroka dia distrika ao amin' ny Faritra Anosy,Faritanin'i Toliara. Ny isam-poniny dia 210 071 araka ny faminavinana natao tamin'ny taona 2018.[1]

Ireto ny kaominina ao amin' io distrika io:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Ireo distrikan' ny Faritra Anosy