Faritra Anosy
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Faritra Anosy dia iray amin'ireo faritra 22 eto Madagasikara, ao amin'ny Faritanin'i Toliara, any amin'ny tapany atsimo atsinanan'ny Nosy. I Tolagnaro na Fort-Dauphin no renivohiny. Manana velarfan-tany mirefy 25 731 km² izy. Ireto ny distrika mandrafitra ny Faritra Anosy:
Ny renirano ao amin' ny faritra Anosy[hanova | hanova ny fango]
Ireto avy ny renirano ao amin' ny faritra Anosy: Manampanihy, Fanjahira, Mandrare, Mangoky, Isoanala, Menarandra, Manambovo ary Imaloto.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Faritany eto Madagasikara[hanova | hanova ny fango]
- Faritanin'Antananarivo
- Faritanin'Antsiranana
- Faritanin'i Fianarantsoa
- Faritanin'i Mahajanga
- Faritanin'i Toamasina
- Faritanin'i Toliara