Hankany amin'ny vontoatiny

Harefo

Avy amin'i Wikipedia

Ny harefo dia zavamaniry isan-karazany ao amin' ny fianakaviana Cyperaceae. Ahitra, tsoatokana, lava, poakaty, mitovitovy amin' ny zozoro (Cyperus) izy ireo. Ireto ny zavamaniry antsoina amin' ny teny malagasy hoe harefo:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Loharano sy fanamarihana

[hanova | hanova ny fango]