Faritra Menabe
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Faritra Menabe dia ao amin' ny tapany andrefan' i Madagasikara, tafiditra ao anatin' ny faritanin' i Toliara.
Jeôgrafia[hanova | hanova ny fango]
Tombanana ho 390 800 ny mponina ao tamin' ny 2004, ary 46 121 km2 kosa ny velarantany.
Ny fitantanana[hanova | hanova ny fango]
Misy distrika dimy ny faritra ary i Morondava no renivohitra.
- Distrikan' i Belo-Tsiribihina
- Distrikan' i Mahabo
- Distrikan' i Manja
- Distrikan' i Miandrivazo
- Distrikan' i Morondava
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Faritany sy faritra eto Madagasikara:
- Faritanin' Antananarivo (Faritra Itasy - Analamanga - Bongolava - Vakinankaratra) - Faritanin' Antsiranana (Faritra Diana - Sava) - Faritanin' i Fianarantsoa (Faritra Atsimo-Atsinanana - Amoron'i Mania - Ihorombe - Matsiatra Ambony - Vatovavy-Fitovinany) - Faritanin' i Mahajanga (Faritra Boeny - Betsiboka - Melaky - Sofia) - Faritanin' i Toamasina (Faritra Alaotra-Mangoro - Analanjirofo - Atsinanana) - Faritanin' i Toliara (Faritra Atsimo-Andrefana - Anosy - Androy - Menabe)
Fanjakana sakalava: