Faritra Androy

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny Faritra Androy dia iray amin'ireo faritra 22 eto Madagasikara. Ao amin'ny Faritanin'i Toliara ao atsimon'ny Nosy no misy azy. Ambovombe ny renivohiny. Manana velaran-tany mirefy 19 317 km2 io faritra io. Saro-dalana izy sady maina tsy ampy rano. Ny vahoaka antandroy no mponina betsaka ao. Avy amin' ny anaran' ny zavamaniry hoe roy ny anaran' io faritra io.

Ireto ireo distrika efatra mandrafitra ny Faritra Androy:

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Faritany eto Madagasikara[hanova | hanova ny fango]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.