Betsileo

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Betsileo 26.JPG

Ny Betsileo dia foko lehibe eto Madagasikara, ao amin'ny toerana faritan'ny ony Mania ao avaratra, ny tanin'ny Tanala ao atsinanana, ny tendrombohitr'Andringitra ao atsimo, ary ny tandavan-tendrombohitr'i Bongolava ao andrefana, izany hoe ao amin'ny Faritanin'i Fianarantsoa. Ireto ny tanànan'ny Betsileo: Ambositra, Ambohimahazo, Ambohinamboarina, Fianarantsoa,Ambohimahasoa ary Ambalavao.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ny foko eto Madagasikara[hanova | hanova ny fango]

Ny vahoaka hafa eto Madagasikara[hanova | hanova ny fango]