Andrianantara I

Avy amin'i Wikipedia

Andrianantara I dia mpanjaka betsileo, nanorina ny Fanjakan' i Manandriana tamin' ny taonjato faha-16.