Andevohova

Avy amin'i Wikipedia

Ny Andevohova, tao amin' ny fiarahamonina betsileo, dia ireo andevo lasa olona afaka, satria nandray soa avy amin' ny satan' ny maha mpanompon' ny Hova. Iray amin' ireo saranga efatra tao amin' ny fiarahamonina nentim-paharazana betsileo ny Andevohova, ka ny telo hafa dia ny Hova (andriana), ny Olom-potsy, ary ny Andevo.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Sanga tao amin' ny fiarahamonina betsileo: