Hova (betsileo)

Avy amin'i Wikipedia

Ny Hova, tao amin' ny Betsileo, dia tarana-mpanjaka, izay tompon' ny omby sy ny tany rehetra. Ny fividianana na famonoana omby dia tsy maintsy atrehin' ny Hova. Iray amin' ireo sarangam-poko tao amin' ny Betsileo ny Hova, ny roa hafa dia ny Andevohova sy ny Olom-potsy ary ny Andevo.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Sanga tao amin' ny fiarahamonina betsileo: