Betsimisaraka

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Betsimisaraka fête.jpg

Ny Betsimisaraka dia foko lehibe eto Madagasikara, ao amin'ny lemaka manana manaraka ny morontsiraka atsinanana, vafaritry ny reniranon'i Bemarivo ao avaratra sy ny onin'i Mananjary any atsimo. Ireto ny tanànan'ny Betsimisaraka: Maroantsetra, Fenerivo,Soanierana-Ivongo, Toamasina, Vatomandry, Mahanoro ary Andevoranto.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ny foko eto Madagasikara[hanova | hanova ny fango]

Antefasy - Antemoro - Antesaka - Antankarana - Antambahoaka - Antandroy - Antanosy - Bara - Betsimisaraka - Betsileo - Bezanozano - Mahafaly - Merina - Sakalava - Sihanaka - Tanala - Tsimihety.