Angano

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Angano sy resaka Haisoratra ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny angano dia tantara tsy nisy nefa namboarina ho toy ny nisy ary natao hanatsoahana fananarana, na tantara mitantara ny zava-nitranga. Karazana lahabolana tsotra, lava ary miendrika tantara foronina noho ireo dingana hita ao anatiny sy ny mpandray anjara ary ny olana sy ny vahaolana hita taratra ao amin'ny tantara.

Famaritana : Manana hevitra manokana ny teny Malagasy hoe Angano , tsy azo lazaina fotsiny hoe Conte na Mythe satria ireo tsy mitovy ny dikany.

"Conte" : Entina manazava ny fiainan'olombelona avy amin'ny fanoharana azy amin'ny samy olombelona na amin'ny zavaboaary hafa. Matetika amin'izany dia misy lohateny izay vahavahana mandritra ny angano iray manontolo.

Ohatra: " Ny tanalahy sy ny lambo " , in "Anganon'ny Ntaolo"

"Mythe" : Karazana angano fiandohana na anganom-piforonana.

Ohatra: " Ifara sy Trimobe " , in "Anganon'ny Ntaolo"