Tononkalo

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny tononkalo dia karazan-dahabolana na lahatsoratra natao andalana mifanarakaraka (na mifanaingintaingina) misy ngadona sy firindrana ary fitsipika mifehy ny fiafaran'ny andalana tsirairay mbamin'ny fomba hahakanto azy sady miompana amin'ny lohahevitra iray no natao hiantefa amin'ny saina sy ny fihetseham-po.

Rohy samihafa[hanova | hanova ny fango]

  1. http://serasera.org/vetso : Toerana hanangonana tononkalo
  2. http://havatsa.upem.frantsa.org : Takelaky ny havatsa ao Frantsa
  3. http://www.haisoratra.org : Takelaka momba ny haisoratra Malagasy (taloha sy ankehitriny)
  4. http://poetawebs.e-monsite.com/ : Tranonkala mampifandray ny poeta sy ny mpakafy poezia malagasy