Zazavavindrano
Fiseho

ny zazavavindrano dia zavaboary anaty rano manana loha sy vatana ambonin'ny vehivavy ary rambon-trondro, miseho ao amin'ny angano sy lovantsofin'ny kolontsaina maro eran-tany, anisan'izany i Eorôpa, i Amerika Latina, i Azia ary i Afrika.