Bezanozano
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Bezanozano dia foko eto Madagasikara, ao amin' ny tany lemaka manodidina an' i Mangoro, voafaritry ny tany onenan' ny foko Sihanaka ao avaratra, ny Betsimisaraka ao atsinanana, ary ny Merina ao andrefana. Ireto ny tanàn-dehibe ao: Moramanga sy Beparasy ary Anjiro.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Ny foko eto Madagasikara[hanova | hanova ny fango]
- Antambahoaka - Antandroy - Antankarana - Antanosy - Antefasy - Antemoro - Antesaka - Bara - Beosy - Betsileo - Betsimisaraka - Bezanozano - Mahafaly - Makoa - Masikoro - Merina - Mikea - Sakalava - Sihanaka - Tanala - Tsimihety - Vezo - Zafimaniry - Zafisoro.