Zafimaniry
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Zafimaniry dia foko malagasy monina ao amin'ny tapany atsimo atsinanan'ny faritra afovon'i Madagasikara, izay azo heverina ho zana-pokon'ny Betsileo, nefa mifanakaiky kolontsaina koa amin'ny Tanala.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Ny foko eto Madagasikara[hanova | hanova ny fango]
- Antambahoaka - Antandroy - Antankarana - Antanosy - Antefasy - Antemoro - Antesaka - Bara - Beosy - Betsileo - Betsimisaraka - Bezanozano - Mahafaly - Makoa - Masikoro - Merina - Mikea - Sakalava - Sihanaka - Tanala - Tsimihety - Vezo - Zafimaniry - Zafisoro.