Moramanga
| Moramanga | ||
| Velarantany | 19,5 km2 | |
| Isan'ny mponina | 57 084 | |
| Tanàn-dehibe | NC | |
| Ben'ny tanàna | NC | |
| Firenena | ||
| Fanjakana | NC | |
| Faritany | Toamasina | |
| Faritra | Alaotra-Mangoro | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | NC | |
Moramanga dia firaisam-pokotany malagasy ao amin'ny fivondronan'i Moramanga, Faritra Alaotra-Mangoro Faritanin'i Toamasina. Ny isam-poniny dia 57084 araka ny faminavinana natao tamin'ny taona 2018. Ny kaodin-distrika dia 314. Moramanga ihany koa no renivohitra faha roa ao aminy faritra Alaotra Mangoro zany hoe izy no renivohitry n'y disitrika Moramanga. VID_20250418_172254.mp4
Moramanga dia andalovany lalampirena faha roa izay mapitohy an' Antananarivo sy Toamasina sy fihandohany lalam-pirenena faha 44 izay mapitohy an'i Moramanga sy Ambatondrazaka.[1]
Moramanga ihany koa dia toerana lalovan'i lalaamasinina izay mapitohy Antananarivo sy Toamasina sy lalm-by makany Ambatondrazaka.
Izy dia saika lemanaka avokoa ka didinina tendrombohitra Andrefana sy Atsinana izay mihaavo eo 980 m .
Ny disitrika an'i Moramanga dia manana fivondronana 26 manodinana azy ny taona 2020.
Moramanga ihany koa no renivohitry foko Bezanozano. Ny disitrika Moramanga ihany koa no misy io foko Bezanozano io.[2]
Kolo-tsaina sy tantara
Moramanga dia isany nimpoirany fifanorena taminy androny fanjahan-tany teto madagasikara.Izany hoe nanomboka tao Moramanga no fihetsiketsehina taminy fanoherana ny mpanjan-tany .[3]
Renirano
[hanova | hanova ny fango]- Mangoro sy Samarirana.



Fiangonana
[hanova | hanova ny fango]- FJKM - Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara
- FLM - Fiangonana Loterana Malagasy
- Eglizy Katôlika
- FFPM
- Fiangonana Miara Manompo Moramanga
- EEM Eklesia Episkopaly Malagasy (Anglican Church of Madagascar)
- Fiagonana Rhema Terre de Sel
Tanàna rahavavy
[hanova | hanova ny fango]
Frantsa - Sainte-Suzanne any La Réunion
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]