Vazaha eto Madagasikara

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny Vazaha eto Madagasikara dia ireo vahoaka manam-piaviana avy any Eorôpa, ka ny maro anisa amin' izany dia ny Frantsay mpifindra monina sy ny taranany. Mihoatra ny 130 000 any ho any ny isan' ny Frantsay eto Madagasikara[1].

Satan' ny Vazaha eto Madagasikara[hanova | hanova ny fango]

Ny ankamaroan' ny Vazaha eto Madagasikara dia mpifidra monina frantsay sy ireo taranany iay niorom-ponenana teto nandritra ny fanjanahan-tany frantsay. Ny sasany dia tonga teto taorian' ny nahazoan' i Madagasikara indray ny fahaleovan-tena, ka ny ankamaroany dia mpandraharaka na solon-tanam-panjakana amin' ny fiaraha-miasa.

Vazaha malaza sasany[hanova | hanova ny fango]

Ohabolana ahitana ny teny hoe Vazaha[hanova | hanova ny fango]

  • Ambin’ aombim-bazaha: ny isany tsy ho latsaka.
  • Aza manao Vazaha fito an-trano.
  • Aza manao Vazaha mody miady.
  • Manompo Vazaha didimaso: manao tsara, voapaika; manao ratsy, voapaika.
  • Miady samy Vazaha, ka tanety no may.
  • Raha fotsy noho ny Vazaha, bobo; ary raha ody fitia miohatra noho ny vola, mosavy.
  • Vazaha matim-basy, ka matin-java-natao.
  • Vazaha vaky sambo.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ny foko eto Madagasikara[hanova | hanova ny fango]

Ny vahoaka hafa eto Madagasikara[hanova | hanova ny fango]

Loharano sy fanamarihana[hanova | hanova ny fango]

  1. Joshua Project: Madagascar [Tahiry]