Tanala
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Tanala dia foko any amin' ny faritra atsimo atsinanana eto Madagasikara, ao amin'ny faritra misy ny havoanan'Ikongo, voafaritry ny tanin'ny Betsileo ao andrefana, ny Betsimisaraka sy ny Antambahoaka sy ny Antemoro ary ny Antefasy ao atsinanana, ary ny ony Manampatrana ao atsimo. Ireto ny tanàna lehibe any: Ambohimanga Atsimo sy Ivohibe ary Ifanadiana.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Ny foko eto Madagasikara[hanova | hanova ny fango]
- Antambahoaka - Antandroy - Antankarana - Antanosy - Antefasy - Antemoro - Antesaka - Bara - Beosy - Betsileo - Betsimisaraka - Bezanozano - Mahafaly - Makoa - Masikoro - Merina - Mikea - Sakalava - Sihanaka - Tanala - Tsimihety - Vezo - Zafimaniry - Zafisoro.