Ambondrombe

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ambondrombe dia tendrombohitra izay ninoan' ny Malagasy sasany ho fitoeran' ny fanahy ao aorian' ny fahafatesana.