Hankany amin'ny vontoatiny

Lovantsofina am-bava

Avy amin'i Wikipedia

Ny lovantsofina am-bava dia fomba itahirizana sy ampitana ny tantara sy ny lalàna ary ny literatiora amin' ny taranaka mifandimby eo amin' ny fiarahamonin' ny olombelona (vahoaka, foko, sns) izay tsy manana abidy ho enti-manoratra na misafidy ny tsy hampiasa soratra na voatery tsy mampiasa izany. Matetika no heverina ho anisan' ny kolontsaina nentim-paharazan' ny vahoaka iray ny lovantsofina am-bava.