Bala

Avy amin'i Wikipedia
Fitifirana bala amin' ny alalan' ny tafondro M198.

Ny bala dia zavatra atsipy mba hamely lasibatra, indrindra ny ilay zavatra atsipy amin' ny fitaovam-piadiana. Ny bala dia mety ho avy amin' ny fitaovam-piadiana manipy (zana-tsipìka) na basy (balam-basy: savaivo latsaky ny 20 mm, balan-tafondro: savaivo mihoatra ny 20 mm, sns.), na koa alefa amin' ny tanana fotsiny toy ny vato, sns.