Fitaovam-piadiana

Ny fitaovam-piadiana dia fitaovana izay manan-tanjona ny mandratra na mamono zava-miaina, na rafitra. Natao hampitombo ny fandairana amin'ny fihazanana, fanamafisan-dalàna, fiarovan-tena na haiady ny fitaovam-piadiana. Amin'ny ankapobeny, ny fitaovam-piadiana dia natao handresy ny mpanohitra amin'ny alalan'ny fitaovana ara-materialy na ara-tsaina.