Raphia
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Rofia)

Ny Raphia dia vondron-karazan-javamaniry ao amin' ny fianakavian-javamaniry Arecaceae izay hita amin' ny toerana feno honahona sy eny amoron-drano, avy aty Afrika, indrindra eto Madagasikara. Ny rofia eto Madagasikara (Raphia farinifera) dia maty taho rehefa avy namoa fa mbola velona kosa ny fakany, ka mamoaka solofo vaovao ary ahazoana tsiraka zavamaniry ny raviny. Ny ravin' ny Raffia regalis dia mety hahatratra 25 m amin' ny 4 m, ka mahatonga azy ireo ho ravina lava indrindra amin' ny zavamaniry rehetra.
Karazana
[hanova | hanova ny fango]Araka ny Catalogue of Life (7 May 2017):
- Raphia abrupta Grote, 1863
- Raphia aethiops Bang-Haas, 1912
- Raphia approximata Alphéraky, 1887
- Raphia cinderella Smith, 1903
- Raphia coloradensis Putnam & Cramer, 1886
- Raphia corax Draudt, 1950
- Raphia elbea Smith, 1908
- Raphia frater Grote, 1867
- Raphia hybris Hübner, 1818
- Raphia illarioni Filipjev, 1937
- Raphia obsoleta Kozhanchikov, 1950
- Raphia pallula Edwards, 1886
- Raphia peusteria Püngeler, 1907
- Raphia piazzi Hill, 1927
Araka ny World Checklist of Selected Plant Families (WCSP) (7 May 2017):
- Raphia africana Otedoh (1982)
- Raphia australis Oberm. & Strey (1969)
- Raphia farinifera (Gaertn.) Hyl. (1952)
- Raphia gentiliana De Wild. (1905)
- Raphia hookeri G.Mann & H.Wendl. (1864)
- Raphia laurentii De Wild. (1905)
- Raphia longiflora G.Mann & H.Wendl. (1864)
- Raphia mambillensis Otedoh (1982)
- Raphia mannii Becc., Agric. Colon. 4: t. VI, f. 8-9 (1910)
- Raphia matombe De Wild. (1916)
- Raphia monbuttorum Drude (1895)
- Raphia monbuttorum var. monbuttorum
- Raphia monbuttorum var. mortehanii (De Wild.) Otedoh (1982)
- Raphia palma-pinus (Gaertn.) Hutch. (1936)
- Raphia palma-pinus subsp. nodostachys Otedoh (1982)
- Raphia palma-pinus subsp. palma-pinus
- Raphia regalis Becc. (1910)
- Raphia rostrata Burret (1935)
- Raphia ruwenzorica Otedoh (1982)
- Raphia sese De Wild. (1905)
- Raphia sudanica A.Chev. (1908)
- Raphia taedigera (Mart.) Mart. (1838)
- Raphia textilis Welw. (1858 publ. 1859)
- Raphia vinifera P.Beauv. (1806)