Voasary
Fiseho

Ny voasary dia zavamaniry misy karazany maro toy ny laoranjy, ny mandarinina, ny voasarimakirana, ny pamplemosy, sns. , izany hoe ny zavamaniry ao amin' ny vondrçn-karazana Citrus. Ny teny hoe voasary koa dia anondroana ny voany. Voankazo miavaka amin' ny ankamaroan' ny voankazo hafa rehetra ny voasary noho izy misy hasiny. Anisan'ny zavamaniry be mpamboly maneran-tany ny voasary sady be dia be ny karazany.