Hankany amin'ny vontoatiny

Paoma

Avy amin'i Wikipedia
Paoma

Ny paoma dia voankazo fihinana, be nofony malemy, mamy na somary makirana, sady misy ranony, avy amin' ny karazan-javamaniry ao amin' ny antoko atao amin' ny anarana ara-tsiansa hoe Malus (fianakaviana Rosaceae). Ny karazana Malus domestica izay famboly fantatra indrindra no fihinam-boa.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
Paoma mena