Voankazo
Fiseho

Ny voankazo, amin' ny fiteny andavanandro sy amin' ny fandrahoan-tsakafo, dia sakafo avy amin' ny zavamaniry, misy tsiro mamy, hanina tsy nahandroina amin' ny ankapobeny. Mety ho hazo tokoa no mamokatra azy nefa mety ho zavamaniry hafa (ahitra, vahy, sns).
Voan' ahitra sy voankazo
[hanova | hanova ny fango]Betsaka ny voan-javamaniry sokajiana ho anana rehefa atao sakafo. Ohatra ny kitsaotsao (Cucumis sativus), ny voatavo (Cucurbita sy Lagenaria), ny voatabia (Solanum lycopersicum), ny sakay (Capsicum), ny baranjely (Solanum melongena). Ny robarba (Rheum) koa dia sokajiana ho voankazo. Ary ny karaoty (Daucus carota subsp. sativus) koa dia sokajina ho voankazo kanefa dia vokatra anaty tany. Ohatra ny akondro (Musa paradisiaca), mananasy (Ananas comosus), voaloboka (Vitis vinifera), sns.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- http://www.cas.vanderbilt.edu/bioimages/pages/fruit-devel.htm Archived Febroary 18, 2007 at the Wayback Machine
- http://www.cas.vanderbilt.edu/bioimages/pages/fruit-seed-dispersal.htm Archived Aprily 25, 2017 at the Wayback Machine
- http://www.crfg.org/pubs/frtfacts.html Archived Jolay 12, 2020 at the Wayback Machine Fruit Facts
- http://www.1911encyclopedia.org/Fruit Encyclopedia Britannica 1911 momban'ny voankazo
- http://crosstree.info/Documents/Fruit%20ID0.pdf Archived Janoary 9, 2021 at the Wayback Machine Photo ID of Fruits