Fiteny betsimisaraka avaratra
Apparence
Ny fiteny betsimisaraka avaratra dia iray amin' ireo endriky ny fiteny malagasy isam-paritra tetenina any amin' ny faritra misy ny Betsimisaraka Tavaratra.
Fanovozan-kevitra
[hanova | hanova ny fango]- Grandidier, A. (1865-1970). Vocabulaire comparatif des principaux dialectes malgaches : hova, sakalava du Sud, sakalava du Nord, antankarana, betsileo, betsimisaraka, antanosy, mahafaly, antandroy, bara, Manuscrit de 65 p. dans la bibliothèque Grandidier.
- Jully, A. (1901). Manuel des dialectes malgaches : hova, betsileo, tankarana, betsimisaraka, taimorona, tanosy, sakalava (mahafaly), et du soahely - Paris, André : 96 p.
- Mendel, Ch. (1895). Petit vocabulaire de la langue malgache (dialectes sakalava et betsimisaraka) - Paris : 24 p.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Fiteny malagasy
- Fiteny malagasy
- Fitenim-paritra malagasy : fiteny antambahoaka, antandroy, antankarana, antanosy, antefasy, antemoro, antesaka, bara, betsileo, betsimisaraka avaratra, betsimisaraka atsimo, bezanozano, mahafaly, masikoro, merina, sakalava, sihanaka, tanala, tsimihety, vezo, zafisoro).
Vahoaka malagasy
- Malagasy (vahoaka)
- Foko eto Madagasikara: Antambahoaka - Antandroy - Antankarana - Antanosy - Antefasy - Antemoro - Antesaka - Bara - Beosy - Betsileo - Betsimisaraka - Bezanozano - Mahafaly - Makoa - Masikoro - Merina - Mikea - Sakalava - Sihanaka - Tanala - Tsimihety - Vezo - Zafimaniry - Zafisoro.