Fañany

Avy amin'i Wikipedia

Ny fanany na fanano na fananina dia bibilava izay heverina, araka ny fedrà sy ny angano malagasy, fa mivoaka avy ao amin' ny toerana iray (avy amin' ny fasan' ny andriana madinika sy ny tarananyn sns).