Lohasaha
Aller à la navigation
Aller à la recherche

Lohasaha any Jeôrjia any Kaokazia.
Ny lohasaha dia lempona miendrika lavalava sady niforona ao amin' ny vohon' ny tany vokatry ny fikaon-tany ateraky ny korian-drano na korian-dranomandry.