Fiteny betsileo

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Sarin-tany maneho ny faritra misy ireo fitenim-paritra eto Madagasikara

Ny fiteny betsileo dia iray amin' ireo endriky ny fiteny malagasy isam-paritra tetenina any amin' ny faritra misy ny Betsileo: faritan' ny ony Mania ao avaratra, ny tanin' ny Tanala ao atsinanana, ny tendrombohitr' Andringitra ao atsimo, ary ny tandavan-tendrombohitr' i Bongolava ao andrefana.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Fiteny malagasy

Vahoaka malagasy