Fiteny antandroy

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Sarin-tany maneho ny faritra misy ireo fitenim-paritra eto Madagasikara

Ny fiteny antandroy dia iray amin' ireo endriky ny fiteny malagasy isam-paritra tetenina any amin' ny faritra misy ny Antandroy, izany hoe ireo vahoaka any amin' ny faritra atsimo indrindra eto Madagasikara, monina eo anelanelan' ny ony Menarandra ao andrefana sy Mandrare ao atsinanana ary ny havoana Vohimainty ao avaratra, any amin' ny Faritra Androy. Betsaka ny zavatra itovian' ny fiteny antandroy amin' ny fiteny mahafaly.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Fiteny malagasy

Vahoaka malagasy

Boky azo anovozan-kevitra[hanova | hanova ny fango]

  • Raymond Decary, Lexique français-antandroy, G. Pitot, Tananarive, 1928, 73 p.
  • Narivelo Rajaonarimanana et Sarah Fee, Dictionnaire Malgache Dialectal-Français : dialecte tandroy, L'Asiathèque, Paris, 1996, 316 p. (ISBN 2911053036)
  • Nicole Randriamampita, Le contexte d'apprentissage linguistique à Madagascar : exemple des enfants ruraux antandroy de la région d'Ambovombe, Université de Grenoble 3, 1981, 272-39 p. (thèse de 3e cycle)