Fiteny bara (malagasy)

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Sarin-tany maneho ny faritra misy ireo fitenim-paritra eto Madagasikara

Ny fiteny bara dia iray amin' ireo endriky ny fiteny malagasy isam-paritra tetenina any amin' ny faritra misy ny Bara: any afovoany-atsimon' i Madagasikara, ao amin' ny faritra Ihorombe sy Atsimo Andrefana ary Anosy, voafaritry ny renirano Zomandao any avaratra, ny faritra onenan' ny Tanala any atsinanana, ny ony Onilahy any atsimo andrefana, ary ny havoanan' Analavelona ao andrefana sy avaratra-andrefana. Anisan' ny fitenim-paritra andrefana mandray roa ny fiteny bara.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Fiteny malagasy

Vahoaka malagasy