Distrikan' i Lalangina
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Lalangina)
| Distrikan'i Lalangina | ||
| Velarantany | NC | |
| Tanàn-dehibe | NC | |
| Ben'ny tanàna | NC | |
| Firenena | ||
| Fanjakana | NC | |
| Faritany | Fiananrantsoa | |
| Faritra | Matsiatra Ambony | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | NC | |
Ny Distrikan' i Lalangina dia distrika eto Madagasikara ao aminy tapanay avaratra atsinanan' ny Faritra Matsiatra Ambony ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa. Mamakivaky azy ny lalam-pirenena faha-7 sy faha-45. Ao no ahitana ny Valanjavaboarin' i Ranomafana.
Kaominina
[hanova | hanova ny fango]Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ireo distrika ao amin' ny Faritra Matsiatra Ambony:
- Distrikan'Ambalavao
- Distrikan'Ambohimahasoa
- Distrikan'i Fianarantsoa
- Distrikan'Ikalamavony
- Distrikan'Isandra
- Distrikan' i Lalangina
- Distrikan'i Vohibato
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Lalangina |