Faritanin' i Fianarantsoa

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Faritanin'i Fianarantsoa)
Aller à la navigation Aller à la recherche
Madagascar - Fianarantsoa.svg

Ny Faritanin' i Fianarantsoa dia faritany iray amin' ny enina eto Madagasikara. Tamin' ny taona 2011 izy dia nanana velarana 103 272 km2 sy mponina 4 142 444. Ny hakitroky ny mponina dia 40 mp/ km2. Ny tanànan' i Fianarantsoa no renivohiny.

Tsy vondrom-paritra intsony ny faritany taorian' ny fanavaozana ny lalàm-panorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra. Misy faritra enina ny ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa, dia ireto avy:

Misy distrika miisa dimy amby roapolo ny ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Faritany eto Madagasikara: