Distrikan' Ifanadiana
Fiseho
21°18′00″S 47°38′00″E / 21.300000°S 47.633330°E
| Distrikan'Ifanadiana | ||
| Velarantany | 3 970 km2 | |
| Isan'ny mponina | 174 444 | |
| Tanàn-dehibe | ||
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | Fianarantsoa | |
| Faritra | Faritra Vatovavy | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | ||
Ny Distrikan' Ifanadiana dia distrika ao amin' ny Faritra Vatovavy ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa, ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Madagasikara. Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Ifanadiana:
Kaominina
[hanova | hanova ny fango]Valan-javaboahary
[hanova | hanova ny fango]Hita ao amin' ny Distrikan' Ifanadiana:Valan-javaboarin'i Ranomafana
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ireo distrika ao amin' ny Faritra Vatovavy:
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Ifanadiana |