Hankany amin'ny vontoatiny

Distrikan' i Nosy Varika

Avy amin'i Wikipedia

20°35′S 48°32′E / 20.583°S 48.533°E / -20.583; 48.533

Distrikan'i Nosy-Varika
Velarantany 3 950 km2
Isan'ny mponina 276 887
Tanàn-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Madagasikara
Fanjakana NC
Faritany Fianarantsoa
Faritra Faritra Vatovavy
Tanàna mifanolo-bodirindrina NC

Ny Distrikan' i Nosy Varika dia distrika iray ao amin' ny Faritra Vatovavy, ao atsimo-atsinanan' i Madagasikara. Ny isan' ny kaominina ao amin' io distrika io dia 18. Ny renivohitry ny distrika dia i Nosy Varika. Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Nosy Varika:

Kaominina

[hanova | hanova ny fango]

18 Kaominina, 250 Fokontany:[1]

Sakaleona

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Ireo distrika ao amin' ny Faritra Vatovavy:

  1. "UN PONT EN BETON PRECONTRAINT EN REMPLACEMENT DU PONT EXISTANT SUR LA RN 11 PK 101 + 000 (Nosy-Varika)" (PDF). Archived from the original (PDF) on 2022-12-30. Retrieved 2023-11-22.