Faritanin' i Fianarantsoa
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Faritanin' i Fianarantsoa dia faritany iray amin'ny enina eto Madagasikara. Tamin' ny taona 2011 izy dia nanana velarana 103 272 km2 sy mponina 4 142 444. Ny hakitroky ny mponina dia 40 mp/ km2. Ny tanànan' i Fianarantsoa no renivohiny.
Misy faritra dimy ny ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa, dia ireto avy:
- Faritra Atsimo-Atsinanana
- Faritra Amoron'i Mania
- Faritra Ihorombe
- Faritra Matsiatra Ambony
- Faritra Vatovavy-Fitovinany
Misy distrika miisa dimy amby roapolo ny ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa.