Faritra Fitovinany

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Fitovinany)
Faritra Fitovinany

Ny Faritra Fitovinany dia faritra ao atsimo-atsinanana amin' i Madagasikara. I Manakara no renivohiny. Ao no ahitana betsaka ny Antemoro. Tao amin' ny Faritra Vatovavy-Fitovinany taloha izy, izay niforona tamin' ny 16 Jona 2021 niaraka amin' ny Faritra Vatovavy. I Fitovinany dia ao amin' ny faritra atsimo amin' ny morontsiraka atsinanan' i Madagasikara. Manamorona azy ao avaratra ny Faritra Vatovavy, ao andrefana ny Faritra Matsiatra Ambony ary ao atsimo ny Faritra Atsimo-Atsinanana.

Mizara ho distrika telo, izay mizara ho kaominina 76, ilay faritra:

Misy valan-javaboary ny ao:

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Faritany sy faritra eto Madagasikara:

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.