Distrikan' Ikongo
Apparence
21°53′00″S 47°26′00″E / 21.883330°S 47.433330°E
Ikongo | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 204 475 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Fianarantsoa | |
Faritra | Faritra Fitovinany |
Ny Distrikan' Ikongo (Fort Canot) dia distrika ao amin' ny Faritra Fitovinany ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa, ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Madagasikara.
Kaominina
[hanova | hanova ny fango]17 kaominina:
- Ambatofotsy
- Ambinanitromby
- Ambohimisafy
- Ambolomadinika
- Andefapony
- Ankarimbelo
- Antodinga
- Belemoka
- Ifanirea
- Ikongo (Fort Canot)
- Kalafotsy
- Manampatrana
- Maromiandra
- Sahalanona
- Tanakambana
- Tolongoina
- Tsifenokataka
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ireo distrika ao amin' ny Faritra Fitovinany:
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Ikongo |